4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy haiko ny hangina - NY FEHIZORO

Tsy haiko ny hangina, tsy hisaotra anao ry Ray

Noho ny tananao nitsotra nisakambina anay

Tambitamby, safosafo

Kapoka tsindraindray

Tany lemaka, haram-bato izay no lalovanay



Kanjo tao ny sandrinao

’Zay nitantana ny dia

Tody soa ny sambonay ,

Vita sedra tsy nania

Andriamanitra ô! Tsitoha

Andriamanitra ianao

Ray hatramin’ny taloha

Nitahiry tsy nandao

Partager tsy haiko ny hangina

Commenter tsy haiko ny hangina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY FEHIZORO